3 John
3 John 1
3 John 1:1-4
Inona ny fiantso nampidiran'ny mpanoratra an'i Jaona ao amin'ny taratsy?
Nampiditra ny tenany loholona i Jaona.
Inona no fifandraisana hanana'i Jaona amin'ny Galo,ilay iray izay nandray nyn taratasy?
I Jaona dia tia an'i Galo amin'ny fahamarinana.
Inona no hivavahan'i Jaona momba ny Galo?
Niavavahan'i Jaona i Galo mba ho hambinina amin'ny zavatra rehetra ary ho salama, toy ny hanambinana ny fanahiny.
Inonan no fifaliana lehibe an'i Jaona?
Ny fifaliana lehiben'i Jaona dia ny maheno fa ny zanany dia handeha am-pahamarinana.
3 John 1:5-8
Iza no noraisin'i Galo ary nalefany tamin'ny dian'izy ireo?
Ireo sasany izay nandeha noho ilay Anarana no noraisin'i Galo sy nalefany tamin'ny dian'izy ireo.
Nahoana hoy Jaona no tokony handray ireo rahalahy tahak'izany ireo mpino?
Nambaran'i Jaona fa tokony handray azy ireo izy ireo mba ho mpiara-miasa ho amin'ny fahamarinana.
3 John 1:9-10
Inona no tian'i Diotrefa?
Tian'i Diotrefa ny ho voalohany eo amin'ny fiangonana.
Inona no toetran'i Diotrefa manoloana an'i Jaona?
Tsy nandray an'i Jaona i Diotrefa.
Inona no hataon'i Jaona raha tonga any amin'i Galo sy ny fiangonana izy?
Raha tonga i Jaona dia hahatsiaro ireo asa ratsin'i Diotrefa izy.
Inona nataon'i Diotrefa tamin'ireo rahalahy nandroso ho an'ny Anarana?
Tsy nandray ireo rahalahy i Diotrefa.
Inona no nataon'i Diotrefa tamin'ireo izay nandray ireo rahalahy?
Nandrara azy ireo tsy handray ireo rahalahy i Diotrefa, ary nandroaka azy ireo hiala ny fiangonana.
3 John 1:11-12
Inona no nasain'i Jaona nalain'i Galo tahaka?
Nasain'i Jaona naka tahaka ny tsara i Galo.
3 John 1:13-15
Inona no antenain'i Jaona hatao amin'ny ho avy?
Manantena ny ho avy hiresaka mifanatri-tava amin'i Galo i Jaona.